HtmlToText
rechercher menu ny mpitandrina toriteny fampianarana hafatra synôdaly perikopa samihafa ny fiainam-piangonana hetsiky ny fiangonana ny kômitim-piangonana formalités ireo vaomiera aim-panahy v3m enti-manana serasera faha 15 taona les contacts mpandrindra ny tafo mpandrindra sampana mitantana ny site mpandrindra ireo vaomiera ireo sampana sekoly alahady antoko mpihira partitions vehivavy kristiana lehilahy kristiana fifohazana zavamaneno tanora kristiana raki-tsary ny fiangonana ny sekoly alahady ireo tanora kristiana ny antoko mpihira ny sampana vehivavy kristiana ny sampana lehilahy kristiana ny sampana fifohazana ny sampana zavamaneno culte tous les dimanches, à partir de 10:30, au 69 avenue du maréchal foch, 77190 dammarie-les-lys fanompoam-pivavahana nandritry ny lasim-piangonana 10-11 jona 2017 lasim-piangonana 10-11 jona 2017 lasim-piangonana 10-11 jona 2017 lasim-piangonana 10-11 jona 2017 fetim-piangonana 28 oktôbra 2017 fetim-piangonana 28 oktôbra 2017 fetim-piangonana 28 oktôbra 2017 fetim-piangonana 28 oktôbra 2017 fetim-piangonana 28 oktôbra 2017 toriteny 23/09/2018 détails écrit par ny mpitandrina publication : 24 septembre 2018 « iza no lehibe indrindra ? » marka 9 : 30-37 mbola manohy ny fanomanana ny mpianatra amin’ny ho fisehoan-javatra mahatsiravina izay miandry azy jesosy. raha tsy mahazo izay tian’i jesosy hambara aminy ny apostoly, dia tsy hoe jesosy no tsy mahay manazava. fa ny mpianatra no tsy vonona hanaiky teny toy izany. tena tsy tia hihaino an’i jesosy izy ireo rehefa entiny amin’ny làlana sarotra. ambaran’i marka eto, fa natahotra ny hanontany an’i jesosy ny apostoly. matahotra izy ireo fa tsy maintsy ho tanteraka marina tokoa ny tenin’i jesosy, matahotra ny hahita ny tompony mijaly, ambanina sy alaina baràka, ary farany ho vonoina; azo antoka fa matahotra ihany koa ho voasaringotra manaraka an’i jesosy eo amin’ny lalan’ny hazofijaliana. mbola zaza vao amin’ny lalana izay nosokafan’i jesosy teo anoloany ireto apostoly ireto. ho avy ny andro izay mbola hanoloran’ireto lehilahy ireto ny fiainany mba hiarovany ny anaran’i jesosy. fa mbola tsy tonga amin’izay isika. teny an-dàlana ho any kaperanaomy, dia tian’ny mpianatra kokoa ny nihady hevitra, lohahevitra araka izay takatry ny fahalalany. ohatra amin’ireny ny hoe, iza no lehibe indrindra amin’izy samy izy. mbola eo am-panaovana tomban’ezaka ny tombontsoa mety ho azony amin’ny firotsahany vao haingana hiaraka amin’ity mpaminany lehibe vaovao, ka nekeny ho arahina ity, ny apostoly. lire la suite : toriteny 23/09/2018 toriteny 09/09/2018 détails écrit par ny mpitandrina publication : 10 septembre 2018 ilay moana-marenina (mar 7 :31-37) rehefa avy any tyro sy sidona (liban ankehitriny) jesoa dia nankany dekapolisy, izany hoe, tany amin’ny sisin-tanin’ny jentilisa amoron’ny ranomasin’i galilia (jordanie ankehitriny) ; nifanena tamin’ireo olona izay mbola tsy nandre mihitsy ny momba an’andriamanitra jesoa ; nandeha tany izy satria tsy mbola notoriana tany ny tenin’andriamanitra. ary tamin’izay indrindra no nisy nitondra teo amin’ijesoa olona iray moana-marenina, ka niangavy fatratra azy mba hametra-tànana aminy. fantatr’i jesoa tsara anefa fa ny lalàn’imosesy dia mandrara ny fifandraisana amin’ny jentilisa. kanefa tsy misy lalàna mahatazona azy hitazan-davitra fotsiny ny olona mijaly, marary na manana kilema na jentilisa io na tsia. lire la suite : toriteny 09/09/2018 toriteny 16/09/2018 détails écrit par ny mpitandrina publication : 17 septembre 2018 ny fanekem-pinoan’i petera (mar 8:27-35) azo zaraina telo miavaka tsara ity teksa androany ity, ry havana, 1 – ilay fanambarana lehibe tao kaisaria-filipo (and 27-30) teo anoloan’ny tsy fahatakaran’ny mpianatra ny zava-panahy sy ny fitarozak’izany, dia tonga teto ny fotoana tokony hifanandrinan’i jesosy tamin’izy ireo momba izay fahitan’izy ireo ny tena maha izy azy. efa im-betsaka izy no naneho ny fahefany sy ny maha-andriamanitra azy taminy, kanefa dia hevitra mihazohazo hatrany no nasetrin’izy ireo, manao hoe: “iza moa ity?” (4:41). ankehitriny, any amin’izao faritra amin’ny toerana lavitra nitokanan-dry zareo izao, dia nanontany azy ireo jesosy hoe: “ataon’ny olona ho iza moa aho?” (8:27). dia namaly ny mpianatra, saingy ireo fiheverana nahazatra ny olona tamin’ny fotoan’andro ihany no naveriny: jaonampanao-batisa,..elia…anankiray amin’ny mpaminany (8:28). lire la suite : toriteny 16/09/2018 mpiandraikitra taona 2018-2019 détails écrit par mpandrindra ny tafo publication : 11 juillet 2018 filoha: rabenasolo samson filoha mpanampy : rajaonson maminiaina jacquis mpitambola : ratsimbazafy lilia mpitantambola : ralambo elisa mpitantsoratra : ramanantoanina patricia razakarisoa hantamalala vaomieran'ny enti-manana : filoha: rakotonjanahary rondromalala panoel mpitantsoratra: radavidason lantonirina vaomieran'ny ara-panahy : filoha: rajaonson lalasoa mpitantsoratra: randriharison jean marc vaomieran'ny serasera: filoha: rabarisoa lalasoa ramanantoanina hervé mpitantsoratra: rafanomezantsoa tsilavina vaomieran'ny fanarahamaso ny asa : filoha: ratsimbazafy dina mpitantsoratra: rafanomezantsoa manitra vaomieran'ny sonorisation : filoha: radavidason camille mpitantsoratra: randriamanantsoa romule vaomieran'ny logistique : filoha: rakotonjanahary andrianaivo mpitantsoratra: randrianasolo guy lire la suite : mpiandraikitra taona 2018-2019 toriteny 22/06/2018 détails écrit par ny mpitandrina publication : 23 juillet 2018 « fa jesosy no fihavanantsika, izay nahiray antsika roa tonta ka nandrava ny efitry ny fisarahana » (efes 2 :14) jesosy ilay mpampihavana sy andrianan’ny fiadanana ao amin’ny filazantsara dia niverina tamin’ny tamin’ny fanirahana fitoriana ny fiadanana (mission de paix) voalohany ny apostôly, ary nampian’i paoly ao amin’ny epistily ho an’ny efesiana fa noho i kristy dia nianjera (nirodana) ny efitry/rindrin’ny fisarahana rehetra. tao amin’ny tenany, « no namonoan’i kristy ny fandrafiana teo amin’ny hazofijaliana mba hiainantsika amin’ny fiadanana ». nantsoina ho amin’ny fanantenana iray isika, satria iray ny tena ary iray ny fanahy…, iray ny tompo, iray ny finoana, iray andriamanitra sady rain’izy rehetra… » (efes 4 :4-5). lire la suite : toriteny 22/06/2018 toriteny 24/06/2018 détails écrit par ny mpitandrina publication : 9 juillet 2018 ny mpanompon'i jehovah(isa 49 :1-6) ny vakitenintsika anio (is 49,1-6, asa 13,22-26, lk 1,57-66,80) dia mitondra antsika ho amin'ny fahaterahan'ny lehilahy iray antsoina hoe mpanompon'andriamanitra izay tsy iza fa : isaia, jaona mpanao batisa ary paoly. fa ny horaisintsika amin’ny toriteny dia isaia, mpanompon’i jehovah. tamin'ny taonjato fahenina talohan’i jesoa kristy, dia niaina ilay fizahan-toetra mahatsiravina ny vahoakan’isiraely, tamin’ny fanaovan’ny tafik'i nebokadnezara sesintany izay nandrava ny zava-drehetra izay nandalovan’izy ireo, ary ny ankamaroan'ireo nieren-doza dia nisafidy ny hanao sesitany nandritra ny dimampolo taona. lire la suite : toriteny 24/06/2018 toriteny 17/06/2018 détails écrit par ny mpitandrina publication : 9 juillet 2018 fanoharana ny amin'ny fanantenana (marc 4, 26-34) ny fanoharana dia fampiasa matetika ao amin’ny baiboly, samy ahitana izany avokoa na ao testamenta taloha na ao amin’ny testamenta vaovao. ampiasain’ny mpanoratra mandrakariva izy rehefa te-hanao fampitaha amin’ny tontolo hita maso ( mpiandry ondry, mpamafy, mpanompo, ets…) sy ny tontolo tsy hita mason’andriamanitra izy ireo. amin’izany dia mikaroka ihany koa ny handrisihina ny amin’izay ho fanapahan-kevitry ny finoana izy ireo. lire la suite : toriteny 17/06/2018 toriteny 03/06/2018 détails écrit par ny mpitandrina publication : 13 juin 2018 « ity no ràko amin’ny fanekena izay alatsaka hamonjy ny maro » (anareo) (mar 14 :24) amin'ny fiafaran'ny fotoan'ny paska sy alohan'ny hanombohan'ny "fotoana mahazatra", ny litorjia dia manome antsika fety lehibe telo hankalazana ny andriamanitsika : pentekôty na fetin’ny fanahy masina, ny trinité izay manambara ny harenan’andriamanitra, ary ny fetin’ny
Informations Whois
Whois est un protocole qui permet d'accéder aux informations d'enregistrement.Vous pouvez atteindre quand le site Web a été enregistré, quand il va expirer, quelles sont les coordonnées du site avec les informations suivantes. En un mot, il comprend ces informations;
WHOIS LIMIT EXCEEDED - SEE WWW.PIR.ORG/WHOIS FOR DETAILS
REFERRER http://www.pir.org/
REGISTRAR Public Interest Registry
SERVERS
SERVER org.whois-servers.net
ARGS fpma-melun.org
PORT 43
TYPE domain
RegrInfo
REGISTERED unknown
DOMAIN
NAME fpma-melun.org
NSERVER
B.NS.FPMA-MELUN.ORG 94.23.35.88
A.NS.FPMA-MELUN.ORG 217.70.177.40
Go to top